Iray sy Iray N°15 15 Septambra 2018 Andry Rajoelina Sciences Po Paris
58:17
15,703
Radio telelevision az
Reddit
Iray sy Iray manokana hiresahana ny loabary an-dasy nataon’i Rajoelina sy ny mpianatra tao amin’ny sampam-pianarana Sciences Po tao Parisy.

Commenti
  • FLEUR DE LUMIÈRE
    FLEUR DE LUMIÈRE

    EGO DICTATEUR , L”EGO DICTATEUR EST DESTRUCTEUR. CELUI QUI SÈME RÉCOLTERA TÔT OU TARD . CET MONDE N’APPARTIENT A AUCUN ÊTRE VIVANT QUI A ÉTÉ CRÉÉ . IZAY NATAONY IHANY NO HO AVY AMINY , HIVERINA AMINY REHEFA AORIANA EO . Izay nanongana dia tsy maintsy ho voahongana ihany koa , ny tody tsy misy fa izay atao ihany no miverina. Ny atao androany tsy maintsy miverina amin’izay nanao azy flâna. Ny fotoana no maha ela ny fiverenan’izay natao amin’izay nanao azy. Raha mbola olombelona ihany eto ambony tany na iza na iza izany dia tsy maintsy mandray sy miaina ny valin”izay nataony na haingana na ho ela izany . Cet monde est constitué de cause et effet. Ceux qui sèment récoltent tôt ou tard. Cet monde n’était fait au hasard, il y a bien une conscience puissante au delà de la connaissance humaine, un être se croient être puissant et au delà de la loi de l’existence qui est bien là et très vivante aussi. Un pouvoir humain n’est pas au dessus et ne serait jamais au dessus du pouvoir de celle qui l’avait créé. Un être humain ne s’est pas créé lui même, c’est à dire que il a été créé, et que il n’est pas indépendant et et n’a aucun droit d’agir personnellement selon sa propre volonté. L’homme enfreint, et viole constamment la loi de l’existence, et pense et croît que ce qu’il a fait et fait aujourd’hui n’aurait pas d’impact sur lui et ceux aussi qui sont autour de lui partout. CET MONDE N’APPARTIENT PAS A L’EGO .

  • Universal Soldier
    Universal Soldier

    Dia mankasitraka Fidele ah 💪🏼

  • Haja Alain RATSIMBAZAFY
    Haja Alain RATSIMBAZAFY

    Alefa dada a

  • Jaonasy D
    Jaonasy D

    RAJOELINA = PUTSCHISTE Tena tsy manak'ambara mihitsy izy eto, miezaka miala bala fotsiny. "Laissons de côté, laissons de côté" Zavatra tsotra anie ilay izy e, tsy misy mila miolakolana : tonga t@ urnes ve izy teo amin'ny fitondràna? Non, Nesorina par la force ve i Ravalomanana? Oui, donc coup d'état

  • Mendrika Rabe
    Mendrika Rabe

    Bonne initiative de ces jeunes, qui j'espère seront la relève du Madagasikara.... Vous êtes l'exemple à suivre, bravo. Encouragement à tous pour s'exprimer librement avec dignité et clairvoyance. Tout petit geste est déjà une contribution pour l'avenir.

  • Ramahita
    Ramahita

    ary rahoviana nday ilay Ratsirahonana no harary ho tsaboina any ivelany e?

  • Ramahita
    Ramahita

    ka mety ilaina ihany ny korontana raha hatsara zavatra @zao e! ny firenena matanjaka anie ka nandalo râ mandriaka aby vao samy tonga saina e!!

  • Ony Rahajanirina
    Ony Rahajanirina

    tsy potika ve zao ny carrière-n'io présentateur io?

  • Tatiana Valerie
    Tatiana Valerie

    Gasy mifanaratsy eo iany anga hafa mitsy zany matahotra lasa N13 de mahay manao cinema sasany hiiii

  • ni rak-bel
    ni rak-bel

    singan'inona ah?

  • Henri Rakotovao
    Henri Rakotovao

    TENA TSY VANONA LE RAJOELY ALIKA MATY TY TOKONY ATAO FITSARA BAHOKA REFA TSY ADALO FITSARANA FAVLE CON TY MITSY NO FAVALO NY FIRENENA GROS SALOP .

  • ryan raharimampianina
    ryan raharimampianina

    ty ranga ty ve zany mba mazaka democratie sy mafehy tsara anle oe democratie sa faly ftsn iseo vahoaka e!

  • configuratoin config
    configuratoin config

    aza mapme ela ri! fidela RAZARA 1tour devita Nareo varina mitsikera o! mampalaelo

  • Sakay Mena
    Sakay Mena

    Efa lasandry rossy sy naivo kely ny toerana o!

  • Sakay Mena
    Sakay Mena

    foza = loza

  • Didier Rakotoanosy
    Didier Rakotoanosy

    Inona no fahotana raha esorina ny mitady hivarotrany tanindrazana.Ho an ity mpanao gazety mila toerana ity tsy nisy izany ilay fanambarana tao amin ny Tvm.Asa raha mbola hitana itony mpamahadalitra itony ny TVPLUS🍅

  • Ravmbody Salaka
    Ravmbody Salaka

    Nanenina tongotra amatànana ry lerony nanao an ti kôferansa ti lele . Sendra ny pianatra masika sady aty am tany demôkratika krkrkrkr . Mbola aiza ny aazo anlisany

  • Lanto Rajoelison
    Lanto Rajoelison

    KA INONA NY BLEM -NLA RAFIDY A, ALAHELONKANINA, AZA MIFANARATSY FA IZAY MAHAMETY NY FIAINANLA ATAO, MILATSAHA KOA IALAHY HO FIDINA RAHA TEHIFANINANA.

    • IMMEDIAT EMBARQUEMENT
      IMMEDIAT EMBARQUEMENT

      Tsy maintsy havoaka ny marina fa mpangalatra sady mpanao fay rano ny tanindrazana tony olona tony e!!misaotra Fidel zahay mamoaka itony sary itony

    • Nanex
      Nanex

      kkkkkkk, ka mety ilay mifanaratsy no mahamety ny fiainany ko

  • Bima Bimoune
    Bima Bimoune

    Mahay lesona be anao Atoa RAZARA Pierre 😴😴😴

  • Mamy Ravony
    Mamy Ravony

    Appel

  • Andriatahina Romeo
    Andriatahina Romeo

    ARY HADINONAO VE FA I JEAN LOUIS ROBINSON DIA MANOHANA AN'I ANR?

  • ianja
    ianja

    Miasa mafy ingahy piera zany krkrkrkrk REFA lany Rajoelina de mievera tena😂😂😂😂😂😂

    • viviane ratovoson
      viviane ratovoson

      Hay za tsy Mino satria tsy mitovy hevitra mihitsy donc bye bye Rajoelina !!!

  • Paul Binet Tiasa
    Paul Binet Tiasa

    Nanongampanjakana Ravalomanana dia naongan-drajoelina koa tody tsy misy fa ny atao no miverina

  • Rafilo Abiote
    Rafilo Abiote

    Pasteur MAILHOL ihany é é é , hianay côtier erany Madagascar

    • viviane ratovoson
      viviane ratovoson

      Taiza nisy pastera vous 10 Ans Téo Dia vola bé !!!! Fjkm 200ans tsy manana n'y vola maihol !!! Allez !

    • Sara Shalom
      Sara Shalom

      C'est quoi côtiers? Plaine côtière ? Navigation côtière?...Il me semble bien que c'est un terme géographique synonyme de littoral, à ma connaissance Fleuve côtier, bateau côtier...

  • Rafilo Abiote
    Rafilo Abiote

    Andry boi de Rose botom-bazaha

  • Rasoavelonirina Bao Zenith
    Rasoavelonirina Bao Zenith

    Fa ny maagaga anie ri Fidel oe ngah ianao ts nanohana any Rajoelina t@ reny ary nanao fandaharana Tao @ viva inona no nataonao t@ zany fa ts niaro azy 've? Raha otritony no mb olon pirenena dia normal raha otrizao ny firenentsika satria ianao io mihintsy no nanao zai nampiala an R8 teo.ts naazo place mihints angah ianao Ka zany no anaovanao an izao.

  • arisaina rakotovao
    arisaina rakotovao

    Tokony ho natao tao amin'ny tranompokonolona Isotry no natao io de mpianatra EPP sy CEG no nametraka fanontaniana

  • Lucie Rabearinaivo
    Lucie Rabearinaivo

    Andry Rajoelina ihany no fidinay e, na inona na inona fanaratsiana tsara lahatra ataonareo Azy !!! 13 ihany ny anay !

    • Jaonasy D
      Jaonasy D

      Eny e, hianareo ilay tsy mijery izay mahasoa ny firenena, tsy mijery ny zava-misy, fa Rajoelina no mahafinaritra anareo ny mijery azy sy ny lanonana ataony dia lasa hianareo mifidy azy

  • Sara Shalom
    Sara Shalom

    Après le Masterpiece de 2009 : Opération Sarkozy/ Total/ Bemolanga/ DJ de la criminelle FRANÇAFRIQUE , La FRANC MAÇONNERIE monte la barre. ANDRY RAJOELINA revient pour l'ÉMERGENCE DE LA GOUVERNANCE MONDIALE À MADAGASCAR. Ce pet dog est mis en place par le groupe BILDERBERG, LA HAUTE FRANC MAÇONNERIE INTERNATIONALE. Il fut ADOUBÉ à Paris lors de la grande messe où il a présenté l' IEM " Nous sommes à la veille dune transformation globale, il suffit d'une bonne crise majeure et les nations accepteront le NOUVEL ORDRE MONDIALE" David ROCKFELLER C'EST ORDO AB CHAO. Le Nouvel Ordre Mondial est UNE PROPHÉTIE BIBLIQUE DU CHAPITRE 13 DU LIVRE DE L'APOCALYPSE OU RÉVÉLATION. Après un simulacre d'élections bien concocté par LA COMMUNAUTÉ INTERNATIONALE, UN GRAND MIC MAC DE LA GRANDE BABYLONE POLITIQUE C'EST CERTAIN, ANDRY RAJOELINA SERA LE DIRIGEANT DE MADAGASCAR DANS UNE ÉPOQUE DE DICTATURE MONDIALE, PROPHÉTISEE DANS LA BIBLE: LE RÈGNE DE L'ANTICHRIST. La marque de la Bête. La pupuce RFID bientôt obligatoire dans le monde entier. ANDRY RAJOELINA EST UN PETIT VASSAL DE LA PYRAMIDE DÈS ILLUMINATIS LA RELIGION MONDIALE SE LÈVE , L'ÉVANGILE HUMANISTE PRÔNÉ PAR L'ESTABLISHMENT, EN PARTICULIER ANGELA MERKEL LE VIVRE-ENSEMBLE, L'AMOUR DU NOUVEL ÂGE, À L'ÉCHELLE PLANÉTAIRE. ILAY TENA FITIA E! LA RELIGION MONDIALE, À LA TÊTE C'EST L'ANTICHRIST. APOCALYPSE 13. A L'ÉCHELLE PLANÉTAIRE. LA RELIGION EST UN BON OUTIL DE GOUVERNANCE. ANDRY RAJOELINA EST UN AGENT DU NOUVEL ORDRE MONDIAL POUR MADAGASCAR. C'EST BIEN L'E PROFIL . NEW WORLD ORDER/ NOVUS ORDO SECLORUM, DANS LE LIVRE DU PROPHÈTE DANIEL CHAPITRE 7, VERSET 25 1Corinthiens 13:13, ILAY TENA FITIA. Apocalypse 13. Nous sommes à la fin de cet âge. ISRAËL EST L'HORLOGE PROPHÉTIQUE. Peuple Malagasy, repentez-vous! Mettez votre confiance EN JÉSUS-CHRIST, EN CHRIST SEUL! PAS LA RELIGION Je suis une sentinelle de Dieu et disciple de Jésus-Christ pour vous avertir: L'ÉPÉE ARRIVE Ezechiel 33:7 MADAGASCAR POUR CHRIST CHRIST POUR MADAGASCAR. AMEN!

  • mahmoud ahmadineijad
    mahmoud ahmadineijad

    Fa ela ry fidel tam 2009 tsy mbola niteny mitsy hoe nanongam panjakana i andry rajoelina, mahagaga fa zao elah vao mahita hoe nanongana lery. Olona mpivadibadika otran lah sy ry depute siteny sy ry jean louis robinson, rolly mercia zao mitsy no mpamotika ny firenena. Hafa ny lazaina androany hafa ny lazaina rampitso

  • Lazalazao Tsimiamboholahy
    Lazalazao Tsimiamboholahy

    Gaga aminao aho Razarapiera, satria isan'ireo nanenjika niaraka t@ lalatiana rakotondrazafy ianao. Saingy ity fiovana ity dia efa tsikaritro nandritra ny tetezamita, t@ ianareo nenjehan'i rajoelina ireny. Eto kosa ny raki-tsary asehoanao dia harena lehibe hoan'ny fampahalam-baovao malagasy dia misaotra anao indrindra.

  • ThomasTsyMino
    ThomasTsyMino

    C'est quoi ce montage ? Ils sont entrés ou ils sont pas entrés Elliot et ses comparses ? ... Qui pose la question s'il n'est pas entré ? Un clône ? ... Les Gasy de Tananarive ont tous assisté aux événements de 2009 Mr Razarapiera, ne faites pas des interprétations personnelles ! ..." Izaho mihitsy no niantso an' i Lylson", est-ce à dire que Razarapiera déclare qu'il était dans le coup (d'état) qu'il attribue à Andry Rajoelina ? ... Il aurait fait un coup d'état contre la junte militaire ? ... Ce Razarapiera devrait prendre exemple sur Lalatiana Rakotondrazafy ou faire un iray sy iray avec elle sur ce même sujet (à dormir debout et transpirant la rancoeur) qu'il est en train de nous conter !

    • Ony Rahajanirina
      Ony Rahajanirina

      mais les faits sont là mon cher ptdrrr il y a plus rien à nier.

  • Maminirina Eulalie
    Maminirina Eulalie

    ny tsy fitiavana andRajoelina ny anareo , de manao cinema isankarazany toy izao , quelle mentalite ny antsika gasy , jalousie tout crue

    • viviane ratovoson
      viviane ratovoson

      Voky vola tony taminy Rajoelina !!! Hita maso fa potika Madagascar taminy TTEZA mita nihitatra Lava beeeeh

  • Maminirina Eulalie
    Maminirina Eulalie

    Hamorona sary nareo LOL..........

    • viviane ratovoson
      viviane ratovoson

      Miteny 2 fona fanga Madagascar Ty mpianatra ka hy tricher !!!! Tsisy saina !!!! Rajoelina no tsy nianatra !!! Vonga tay Ra tsisy vola Io tsy mpila mihitsy !!! MBA misaina sady efa mangalatra propagande !!!!

    • viviane ratovoson
      viviane ratovoson

      Tsisy atao NGA no ande hamorina sary !!!!

  • Maminirina Eulalie
    Maminirina Eulalie

    Marary fo @ zany ny tsy tia ny ANDRY Rajoelina

    • Universal Soldier
      Universal Soldier

      @viviane ratovoson enao no dehors 😂😂 refa tsy mazaka fahamarinana dia mialà😂😂😂 VA CHIER

    • viviane ratovoson
      viviane ratovoson

      Jamais !!! Ny OLONA Mino AZa tsy menatra nefa mpangalatra !!! Allez ! Dehors !!!

  • Mosa Peter Bernard
    Mosa Peter Bernard

    aiza moa ny hampandroso ny firenena amin'izany! tena fitiavan-kanina mihitsy le izy fa tsy fitiavana toerana intsony. Mampalahelo ny vahoaka tsy mahafantatra ninoninona any ambanivohitra. Ianareo Journalistes no mba andraindraina zalah mba hanampy ny vahoaka mba tsy hahalany any zalahy bogoss kely ty fa tsy lasa ty!!!

  • Tsinjo M
    Tsinjo M

    Ny AZRT no afaka mifaninana @ sy manitsy ny tsy mety ataon'ny TVPLU sy KOLOTV izay miresaka tsy tapaka momba ny fanohanana an'i DJ Domelina.

  • Tsinjo M
    Tsinjo M

    nY zavatra TENA MAHAGAGA SY MAHASOSOTRA dia ny nahazoan'ny OIF miditra @ raharaham-pirenena MALAGASY EO @ fanisam-bato aorian'ny Fifidianana. Lalàna avy aiza io ? ary noheken'ny HCC ve na i Rivo Rakotovao? Mazava loatra fa mankany @ i DJ DOmelina ny saina hoe mbola izy indray no nanosika ity OIF ity hiditra. Ekenao ve izany ? Miangavy ny AZ RadioTelevision mba hanao fandaharana manokana momba io raharaha io ..

  • angela flavienne
    angela flavienne

    Zay bravo,aparitao@ faritra.Merci

  • Eddy Razanamasy
    Eddy Razanamasy

    Ny zavatra tena tadidiko d ny nanagandrainy ra joelina ny tangalamena zakariasy refa nlaza nmarina tamin resak bois de rose

  • sandra talmid
    sandra talmid

    Aza mandry.

  • sandra talmid
    sandra talmid

    Aiza daholo antsika Malagasy tsy vaky Volo e. Mifoaza , mifoaza daholo .

  • Keeping Relations
    Keeping Relations

    Na ifandrimbonanareo haratsiana aza io Rajoelina io de ho lany foana izy. Tsy azoko antsaina oe Ravalo na Rajao hiatrika fanontaniana mpianatra toy izany. Efa jeux tranainy reny, aleo izay sahy no manao.

  • Rafilo Abiote
    Rafilo Abiote

    Any Europe anie efa révolution é, donc ankizy Malagasy mianatra any dia efa mivoatra ary tsy azo reberebena mahita fandrosoany tanana any, zany mahatonga zareo ankizy Malagasy mianatra nametraka fanontaniana mivantana taminy Andry boi de Rose mba tiandreo handroso koa i Madagascar fa tsy hijanona aminy fahatrana . Miala ianao Andry boi de Rose aminy candidat fa dahalo.

  • Rafilo Abiote
    Rafilo Abiote

    Andry boi de Rose mihitsy chef fanondrana Bolabola teto Madagascar, preuve manana Hélicoptère i Andry kolikoly, azonao haiza vola nividiananao Hélicoptère ? Ndray président Européen tsy manana Hélicoptère nefa mpanakarena Europe.

  • Rafilo Abiote
    Rafilo Abiote

    Tena olona alika tsy vanona ty Andry boi de Rose ty, rangahy mpandainga no mpangaro poso

  • Nini Ratsimba
    Nini Ratsimba

    BRAVO BRAVO BRAVO PIERRE RAZA 👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏

  • viviane ratovoson
    viviane ratovoson

    Fafana ve soratra y eh

  • viviane ratovoson
    viviane ratovoson

    Ra io aloha no lany dia BE ny alabato!!!! Fa TSY io mihitsy akory no tokony ho lany!!! Ary Iza moa no nanova hoe TSY mahazo mifidy ny malagasy hivelany Madagascar ??? Aiza ny démocratie Rajoelina????

  • viviane ratovoson
    viviane ratovoson

    Aucune chaîne télévision ne va sortir cela , surtout pas VIVA !!! Franchement !!! Il n'a pas pensé leur donner des €€€€ !!! Puisque Mr acheté tout !!!! Alors la c'est foutu!!!! Bien sûr que c'était un Coup d'état!!!! Il est le seul qui nie cela contre des millions de Malgaches!!!

  • Nini Ratsimba
    Nini Ratsimba

    TENA MISAOTRA ANAO MR PIERRE RAZA NANAZAVA NY MARINA VITSY NY OLONA OTRANAHO MILAZA NY MARINA KOA HO ELA VELONA TOMPOKO

  • Ben Jamaa
    Ben Jamaa

    NY OLANA DE TSY HAHAVITA HAMPANDROSO NY FIRENENA IZANY DAHOLO IREO 36 CANDIDATS REO SAINGY EFA MAZAVA FA MALAMA RAJAOELINA KA SUR FA HO LANY ARY TSISY AFA TSY IZY IHANY NO MAHAY MAMOTIKA NY FIRENENA, HO HITA EO AFAKA DIMY TAONA

  • Tiana Haja Josoa Seth Randriamihoatra
    Tiana Haja Josoa Seth Randriamihoatra

    Prm anie mbola ntsay

  • mana RAKOTOARISOA
    mana RAKOTOARISOA

    Ianao mihitsy anefa tamin'izany no niteny hoe tsy FANONGANAM-panjakana no nisy teto t@ zany ( FREE FM ) ry Fidele. Dia izao mivadi-dela indray. tsy azoko intsony??????????

  • Fano
    Fano

    Tsara aseho ny ao @ TVPlus mihitsy ity Porofo ity Atoa Razara Pierrefa misy olona mitady porofo ao hi hi hi

  • Fano
    Fano

    Misaotra anao Pierre RAZARA MILAZA? FA DROIT NY OLONA NO MANEHO NY HEVINY. Ahoana tsy azo toriana ve ity raTGV ity namoaka ny mikasika Ray aman-drenin' ny mpianatra. Tena fampitahorana sy fanenjehana tsy marim-pototra eo anoloan'ny Lalàna. Tsy mendrika tokoa ity RaDomelina ity an !

    • Mendrika Rabe
      Mendrika Rabe

      Raha misy juristes afaka manome torohevitra ireo ray amandreny

    • SOLOSOA Mandimbilaza
      SOLOSOA Mandimbilaza

      RaDomelina hoy enao i Andry RAJOELINA ka mba madinihina tsara vao miteny. Moa mitombina ve aminao ny olona manampahaizana be ve afaka hanasa olona bado hiresaka aminy fa tsy izay mba mifanakaikikaiky farim-pahaizana aminy no iresahany ka mazava ny anareo fa ny tsy fahazakana Malagasy tsy mba mianatra aty andafy toa anareo kanefa mahavita sy tazana amina sehatra goavana sy ambony toy ireny tao Frantsa reny. noho nareo gasy mihevi-tena ho mahay sy ambony raha mba mianatra any ivelany. De nanao ireny fihetsika mamohehatra reny no vahaolana hitanareo hanehoana ny complexe-nareo

    • Nini Ratsimba
      Nini Ratsimba

      TSY ILAINA TORIHANA INTSONY FA TONGA DIA FITSARAMBAHOHAKA NO ATAO DIA SAMY MIALA

  • REY Ph
    REY Ph

    MISAOTRA ANAO RAZARA PIERRE FA ALEO AVOAKA NY MARINA MBA HOFANTRATRY NY VAHOAKA MALAGASY FA ANDRY RAJOELINA DE MPANONGAM PANJAKANA.

  • REY Ph
    REY Ph

    ANDRY RAJOELINA TAY TSY MISY ILANA AZY FA VENDRANA ! !!MPANONGAM PANJAKANA SADY MPAGALATRA NO MPAMAROTRA TANINDRAZANA . MILA SOROHINA HALA ETO MADA FA TSY ILANA HIVERINA EO TSONY.

    • Henri Rakotovao
      Henri Rakotovao

      Zao anie no tokony ho fatatry ny vahoka fa le rajoely tay io no tompony Madagascar tsy le alikavlahy io no tompony io tany ka aseho adidy sy anapaka tsyvrefesy madidy @ io tany io .zany no tokony fogarina vahoka fa le alikavlahy io no apidirina any apoja le kiso lahy io .

    • Nini Ratsimba
      Nini Ratsimba

      RAHA TONGA EO @NY FITONDRANA INDRAY IO DIA TONGA DIA ATAO FITSAMBAHOAKA IZAY NO HITAKO METY AMINY

  • Salamo r
    Salamo r

    PATHETIQUE !!!!!! ce jeune FILOU de la Transition ( Mytho : un petit KIM IL SUNG en puissance !! Et dire que bcp de malgaches veulent encore l'élire !!! ( De la com. bien pourvue de mensonges et d'amnésie !! )

    • Jaonasy D
      Jaonasy D

      Je confirme, bien dit ! Bien résumé!

    • Nini Ratsimba
      Nini Ratsimba

      BRAVO COURT EXPLICATION MAIS BIEN DIT MERCI👍👍👍👏👏👏👏👏👏👏👏

  • Benoholavany FASIRIBENOHOLAVANY
    Benoholavany FASIRIBENOHOLAVANY

    Andry Rajoelina Nirina =Bobel le Fammeux Bobel de l'histoire de bandes de dessin annimés (Tsimaniva)de l'epoques du peuples Malgaches avec les mains couverts de sangs y comprits ses troupes (Ratsirahonana,Kaleta,Raholdina,Tody Arnaud,,t meme l'histoires de sois disant voleur de boeufs Remenebila au sud profond de l'iles et qui ont ravagées les populations dans le sud-Est (Esira,Maroaomby,Andalantanosy jusqu'a Bezaha)En feu et la region du sud sont Ravagés totalement durant les periodes de bras de fer commis par le Colonel brutal Lilison et ses partisans.......et ainsi de suite.......

    • Micka Raoelina
      Micka Raoelina

      Hita m.ihariary fa nanogapanjakanai Andry any tsy mahatanty demokrasy mitsy izy , misaotra anao ry Fidèle Razara Pierre nanome sy nampahafatatra ny zavamisy taminireny2009reny . Ny tanora manko no be tsy mahalala ka mirona any aminy fa samy tanorahono , ny tsara de tokony a lefa ao Amina tv plus amizay mahalal a dol n'y vahoaka de aleo n'y vahoaka no hitsaramarina , zava marina avokoa reny d'être reny zareo, misy 2a toy reny ahafataRana n'y marina

  • big hnt
    big hnt

    Varina b

Prossimi video